|
|
|
|

Entrée1  tohofana
Radical  2 tohoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano.
5 Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo.
6 Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io. [1.1]
Explications en anglais  7 to have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle. [1.7]
Explications en français  8 contre quoi on met le bout de quelque chose. [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12