Entrée | toho-drano | |
Mots élémentaires | tohoka ; rano | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy [1.1] | |
[ tohodrano ] Fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [1.13] | ||
Explications en français | [ tohodrano ] Barrage [1.13] | |
Mis à jour le 2023/05/28 |