Entrée toham-baliha (tohana, valiha)
Partie du discours expression
Définition malgache ireo vakim-boatavo na poti-kazo na volotsangana kely manohana ny tadim-baliha, ny kapilam-boatavo ipetrahan' ny tahom-baliha [Rajemisa 1985]
Citations 

2012/09/15