| Entrée (1/2) | 1 tohaina |
| Radical | 2 toha |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy vita ny fiomanantsika.
5 Toherina: Tsy azo tohaina ny rano mahery. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be prevented, to be resisted.
[1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on empêche, à qui on résiste.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 tohaina |
| Radical | 13 toha |
| Partie du discours | 14 verbe passif |
| Explications en malgache |
15 Tadiavina (haza, remby).
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 20 anatohy, 21 atohina, 22 atonahy, 23 hotaina, 24 ihantao, 25 ihotana, 26 itohana, 27 tahoina, 28 tohaina, 29 tohiana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|