|
|
|
|

Entrée1  tofirina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tifitra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny

Anagrammes  9  finitrao, fionitra, itrifano, itrifona, norifati, tofirina, trafoiny

Mis à jour le 2025/08/02