Entrée | 1 tofirina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tifitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 fionitra, 10 itrifano, 11 tofirina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |