Entrée (1/3) | 1 titỳ |
Radical | 2 tity|titỳ |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 9 tity |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Tanala]
kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy |
Entrée (3/3) | 12 tity |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.78] [Tanala]
fivaviana, kindy |
Anagrammes | 15 titi, titỳ, tity |
Mis à jour le 2020/07/31 |