Entrée | 1 tinapaka |
Radical | 2 tapaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana [1.1] |
Explications en français |
5 coupé, décidé [1.3#682] |
Exemples |
6 tinapaka ny hazo sy ny bozaka.
[2.445#73]
7 Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry. [2.245#73] |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 voatapaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |