Entrée tevana
Partie du discours nom
Explications en malgache Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1]
Explications en anglais A precipice, an abyss [1.7]
Explications en français Précipice, abîme, fossé [1.8]
Exemples Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472]
Vocabulaire 
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/14