|
|
|
|

Entrée1  teti-dromotra
Mots élémentaires  2 tetika, 3 romotra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 fifandisoan' ny tetika, ka ny an' ny tena no efa noheverina hahavoa, kanjo ny ankilany indray no naharesy [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11