|
|
|
|

Entrée1  teta
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana)
Explications en français  5  [1.3] aine, le bas-ventre
Exemples  6  [2.424#] Mihalehibe ny atody tarimo eo amin'ny teta.
Vocabulaire  7  Biologie

Mis à jour le 2025/08/10