|
|
|
|

Entrée1  terilatsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana
4 Ny trano misy rindrina tahaka izany [1.1]
Exemples  5  Ny trano nandimby io dia ny terilatsy. [1.437#]
6  Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny; [2.649#]
Vocabulaire  7  Economie: bâtiments, travaux publics
Tous les mots composés  8 trano terilatsy

Mis à jour le 2025/11/09