Entrée | teolojia | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [frantsay théologie] Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an' Andriamanitra, ny foto-pampianaran' ny antokom-pinoana samihafa [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Hyponymes | ||
Origine | Français: théologie. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |