Entrée tentina
Partie du discours nom
Définition malgache Fanasiana loko zavatra iray hanapentimpentina azy; fihosorana menaka na ranon-javatra amin' ny tarehy; fanatsentsenana hirika na lavaka; fanampiana sy fanalehibeazana ny kely andilana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a staining, a besmearing
¶ anything used to fill a crack, etc [Hallanger 1973]
Définition française action de tacheter, de barbouiller avec des couleurs, de la graisse, de la farine de riz, etc.
¶ action de fermer un trou, une fissure, de mettre une pièce à un habit déchiré [Abinal 1888]
 action de badigeonner, de colorier
¶ ce qu'on met pour boucher une fente [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Tsy misy tentina na antery izany rehetra izany fa mandeha ho azy izao. [Andraina: I Vola, page 11]
2Tsy hahery hanao solon-tandra sy ny tentina isan-karazany, hono. [Ramangamalefaka: Heloka]

2017/05/25