| Entrée | 1 tendrena |
| Radical | 2 tendry |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy.
5 (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano. 6 Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina. 7 Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna". 8 Ihinanana kely. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 tandrene, 15 tendrena |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|