Entrée tenako > tena
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Vatana [1.78]
 Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga
Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra
Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [1.1]
Explications en anglais The self; the very thing; the body [1.7]
Explications en français Soi-même; le corps; la chose même [1.8]
Morphologie 
Simple : tena, tenako, tenanao, tenany, tenantsika, tenanay, tenanareo, tenan', tenan-, tenam-
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée tenako > tena
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory [1.1]
Mots composés 

Anagrammes