Entrée (1/2) | 1 temitra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha 9 Fefy [1.1] 10 taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina [1.13] |
Explications en anglais |
11 mats or paper on the walls [1.7] |
Explications en français |
12 apisseries en nattes, [1.3#693] 13 tapissage de nattes ou de papier [1.8] 14 papier peint [1.13] |
Entrée (2/2) | 15 temitra |
Partie du discours | 16 nom |
Vocabulaire |
17 Biologie |
Explications en malgache |
18 tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova [1.13] |
Explications en français |
19 épithélium [1.13] |
Mis à jour le 2024/01/29 |