Entrée | 1 tehina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena [1.1] |
Explications en anglais |
4 a staff, a cane [1.7] |
Explications en français |
5 canne [1.8] |
Exemples |
6 Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470] |
Dérivés |
|
Analogues | 12 tabaka, kibango, langilangy, kanonta, longy, firitsoka, kipikipy, valavala |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot tehina |
Article |
16 Randzavola: tehina ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 17 ahenti, ahetin, atehin, hanety, hateny, hitena, hiteña, nahety, natehi, taheny, tanehi, tehina, tihena, tineha |
Mis à jour le 2023/06/17 |