Entrée | 1 tehina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena [1.1] |
Explications en anglais |
4 a staff, a cane [1.7] |
Explications en français |
5 canne [1.8] |
Exemples |
6 Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany.
[2.470]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 23 tabaka, kibango, langilangy, kanonta, longy, firitsoka, kipikipy, valavala |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot tehina |
Article | 25 Randzavola: tehina ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 26 hiteña, 27 taheny, 28 tehina, 29 tihena |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |