Entrée | tehefana (tehika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra):
Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |