|
|
|
|

Entrée1  tehefana
Radical  2 tehika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana.
5 Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary. [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/11