|
|
|
|

Entrée (1/9)1  ta
Partie du discours  2  particule
Explications en malgache  3  Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Explications en anglais  4  a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
5  prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Explications en français  6  préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Mots composés 
Tableaux et planches  8  Toutes les particules

Entrée (2/9)9  ta
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  tanalahy [Tanosy] [1.78]
Explications en anglais  12  a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Vocabulaire  13  Zoologie: reptiles, amphibiens

Entrée (3/9)14  ta
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
17  Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Explications en anglais  18  the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Vocabulaire  19  Son

Entrée (4/9)20  ta
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  fitazonana [Taisaka] [1.78]

Entrée (5/9)23  ta
Partie du discours  24  nom
Explications en anglais  25  a lamp. [Swa. taa.] [Provincial] [1.2]

Entrée (6/9)26  ta~
Partie du discours  27  préfixe
Explications en malgache  28  Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Explications en anglais  29  a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]
Mots composés 

Entrée (7/9)31  ta
Partie du discours  32  adjectif
Explications en français  33  an' ialahy, an' ise [1.66]

Entrée (8/9)34  TA
Partie du discours  35  nom (acronyme)
Explications en français  36  Tananarive Antsirabe [3.1]
Tableaux et planches  37  Acronymes
38  Acronymes
Texte  39 
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe

Entrée (9/9)40  Ta
Partie du discours  41  nom (symbole)
Explications en malgache  42  Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  43  tantalum [3.1]
Explications en français  44  tantale [3.1]
Vocabulaire  45  Chimie
Tableaux et planches  46  Table périodique

Mis à jour le 2024/11/25