Entrée tavony
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fonon' ny zaza raha mbola ao an-kibon-dreniny, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe ahitrana zandrin-jaza. (Tsy maintsy alàna tsara tsy misy hamelana ny tavony na ahitra rehefa avy miteraka, fa raha tsy izany mety hankarary; araka ny fomban' ny foko sasany dia alevina any anaty tany ny tavony; avy amin' ireo toetra amam-pomba mikasika ny tavony ireo no nahatonga ny fombam-piteny toy ny hoe: Mandihy tsy afa-tavony: mifaly ambony ihany nefa mbola misy loza mananontanona; ny tany nahalatsahan' ny tavony: enti-milaza ny toerana nahaterahana) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the afterbirth [Hallanger 1973]
Définition française   placenta [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Analogie   ahitra ~ plasenta ~ zandrin-jaza

Entrée tavony (tavona)
Partie du discours   impératif du verbe passif tavonana [liste]
Exemples   Tavony ny menaka ny mivonto [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/09/12