Entrée tavim-boninkazo
Mots élémentaires tavy ; voninkazo
Partie du discours nom
Explications en français Pot de fleur [1.5]
Exemples Nampirobona ilay «Raozy» kely izany, saingy satriny ihany ho eo amin' ilay tany karankaina, kibo nifonosana, toy izay ho any amin' ny tavimboninkazo sarobidy tsy nirehan' ny sainy hatramin' ny fahakely! [2.499]

Mis à jour le 2023/06/26