Entrée tatàka
Partie du discours nom
Définition malgache Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée tataka
Partie du discours nom
Définition malgache Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony
¶ Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy
¶ Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto [Rajemisa 1985]
 rovitra lavalava [SLP 1986]
Définition anglaise a slit [Hallanger 1973]
Définition française coupe en longueur [Hallanger 1974]
Définition française fente [SLP 1986]
Dérivations 

2012/09/11