|
|
|
|

Entrée1  tapik' olona
Mots élémentaires  2  tapika, 3  olona
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  olona vitsivitsy monja: Tsy misy tapik' olona na iray akory aza, tsy misy na dia olona iray akory aza [1.1]
Tous les mots composés 
Autres orthographes  7  tapikanolona

Mis à jour le 2025/09/12