|
|
|
|

Entrée1  tapihina
Radical  2 tapika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Pehina (araka ny voalaza amin' ny tapika fototeny):
5 Nahoana no tapihinao ny vatomamy ety an-tananay nefa isika tsy niombona tapika akory [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/13