Entrée tapenaka
Partie du discours nom
Définition malgache Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the gable of a house [Hallanger 1973]
Traduction française pignon d'une maison [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31