| Entrée | 1 taova |
| Partie du discours | 2 nom |
| Tous les mots composés | 3 23 mots contenant taova |
| Explications en anglais |
4 [1.2#626] The inside of an animal. |
| Exemples |
5 [2.445#] Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany. 6 [2.895#] Lasa lalina ihany ilay tsato-defona nefa tsy nahavoa ny taova tany anatin'i Tsolo ka dia tsy nampaninona loatra akory. |
| Proverbes | 7 Proverbes contenant le mot taova |
| Anagrammes | 8 atavo, atova, avota, taova, tavoa, vatoa |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|