|
|
|
|

Entrée1  tany mondra
Mots élémentaires  2 tany, 3 mondra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tany mora potsipotsehina ary lonaka tsara saingy mora lany tsiro koa rehefa volena tsy ela akory. [1.1]
Autres orthographes  6 tanimondra

Anagrammes  7 manondrita, 8 tanimondra, 9 tany mondra

Mis à jour le 2025/09/12