|
|
|
|

Entrée1 tantazana
Radical  2tanty
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika [1.1]
Explications en anglais  5 to be collected in a basket [1.7]
Explications en français  6 qu'on ramasse dans un panier [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12