|
|
|
|

Entrée1  tantavana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1]
4  fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13]
Explications en français  5  filtre, filtrant [1.13]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  22  sivana

Mis à jour le 2025/09/19