Entrée |
Tanosy
|
Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
Définition malgache | [ Antanosy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | an islander; the name of a tribe on the south-east coast. [Richardson 1885]
|
Traduction française | population de l'extrême sud-est de [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
|
| [ Antanosy ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka
et
Mandrare
(ville principale: Tolañaro)
[texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
Citations |
|