| Entrée | 1 tanky | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr. tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Militaire | 
| Anagrammes | 5 kanty, 6 kinta, 7 tanky | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |