|
|
|
|

Entrée1  taninketsa
Mots élémentaires  2  tany, ketsa
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Economie: agriculture
Explications en malgache  5  Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary [1.1]
Explications en anglais  6  the seedbed where young rice plants are grown [1.7]
Explications en français  7  terrain où l'on sème le riz [1.3]
8  petite rizière où l'on cultive les plants de riz [1.8]
9  pépinière [1.13]
10  La pépinière [1.196]
Exemples  11  Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445#]
12  dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
13  Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#]
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot taninketsa

Mis à jour le 2023/12/03