Entrée tandrify
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony
Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga
(Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy)
[1.1]
Explications en français Vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport [1.3]
Exemples Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana. [2.346]
Dérivés 

Mis à jour le 2022/05/02