Entrée | tandonaka (lonaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony [1.1] | |
Exemples | Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny Tandonaka mifampizara ao izy.
[2.48] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |