| Entrée | 1 tandonaka | 
| Radical | 2 lonaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony [1.1] | 
| Exemples | 5   Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny tandonaka mifampizara ao izy.
[2.48] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |