|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tamberina
Radical  2  verina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
5  Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
Explications en français  6  action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3#657]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Titres  14  Tamberintany (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Entrée (2/2)15  tamberina
Radical  16  verina
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  rendement [1.13]
Mots composés 

Anagrammes  21  atamberin, natamberi, tamberina

Mis à jour le 2023/05/19