Entrée tamango
Partie du discours nom
Explications en malgache Firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) [1.1]

Entrée tamango
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] Vatampaty (amin'ny faty maina) [1.78]
  [Sihanaka] Vatam-paty miendrika lakana [1.1]

Entrée tamango
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [1.78]

Entrée tamango
Partie du discours nom
Explications en malgache Vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31