|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tamango
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango). [1.1]

Entrée (2/4)4  tamango
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 vatampaty (amin'ny faty maina). [Bara] [1.78]
7 Vatam-paty miendrika lakana. [Sihanaka] [1.1]

Entrée (3/4)8  tamango
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10 ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy. [Tanala] [1.78]

Entrée (4/4)11  tamango
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13 vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety. [1.1]
Dérivés 
Verbes passifs :

Mis à jour le 2025/09/19