|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tale
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany
Analogues  4  sikidy

Entrée (2/3)5  tale
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.1] Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
(Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia)
Explications en anglais  8  [1.7] the head man, the chief
Explications en français  9  [1.8] patron, chef, directeur
Mots composés 

Entrée (3/3)11  tale
Partie du discours  12  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.78] [Bara] indrindra

Anagrammes  14  leta, tale, tela

Mis à jour le 2020/07/31