| Entrée (1/2) | 1 talaky |
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 [1.1] Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha |
| Entrée (2/2) | 4 talaky |
| Partie du discours | 5 adjectif |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
7 [1.78] [Bara]
mamiratra, mazava 8 [1.1] Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo |
| Explications en anglais |
9 [1.7] visible, obvious |
| Explications en français |
10 [1.8] visible de loin, évident |
| Anagrammes | 11 kalita, takila, talaky |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|