| Entrée | 1 takovana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Hatevenan-javatra betsaka mifanongoa.
4 Takopery mifanosontsosona. 5 Teny enti-milaza ovana izay mivongovongo sy lehibe ny fijery azy.. [1.1] |
| Explications en anglais |
[1.2] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|