| Entrée | 1 takizina |
| Radical | 2 izina |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Maizina tsy misy jiro na hazavana: Takizina tao izahay nandritra ny fahefatr' adiny
5 Ambany saina tsy mbola tratran' ny fahalalana [1.1] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|