Entrée | 1 takelaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) Zavatra fisaka ary manify mielakelaka Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity [1.1] |
Explications en anglais |
4 a sheet of anything; a sheet of paper [1.7] |
Explications en français |
5 Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro [1.3#650] 6 feuille ou plaque; feuille de papier [1.8] 7 feuillet, lame, feuille, panneau, plaque [1.13] |
Exemples |
8 Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe
[2.470]
|
Tous les mots composés | 9 12 combinaisons de takelaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |