|
|
|
|

Entrée1  takalom-patsa vidimpihinanana
Mots élémentaires  2 takalo, 3 patsa, 4 vidy, 5 fihinanana
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12