|
|
|
|

Entrée1  taingenana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  taingina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia
Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona
Explications en anglais  9  [1.7] to be mounted or straddled
Explications en français  10  [1.8] qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon
Exemples  11  [2.470] Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana.
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot taingenana

Anagrammes  13  taingenana, tangenanay

Mis à jour le 2025/07/29