Entrée (1/2) | 1 tahiny |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany |
Explications en anglais |
4 [1.7] (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny |
Explications en français |
5 [1.8] (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny |
Exemples |
6 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470] |
Analogues | 7 raha toa, raha sendra |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 9 tahiny |
Radical | 10 tahy |
Partie du discours | 11 verbe passif tahina et pronom |
Explications en malgache |
12 [3.1] tahina + ny |
Anagrammes | 13 ... hita ny ..., hitañy, hitany, nitahy, tahiny, tihina, tinahy |
Mis à jour le 2023/08/11 |