Entrée | 1 tafioka |
Radical | 2 fioka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Ny feon' ny rivotra mizozozozo rehefa mifampikasoka amin' ny ravinkazo na ny elakelaky ny hazo maniry na amin' ny hiriky ny varavarana [1.1] |
Explications en français |
5 le son du vent qui souffle fort [1.3#642] |
Vocabulaire |
6 Son |
Anagrammes | 7 afitako, atafiko, atakofy, atifako, fiatoka, fotakay, itafako, tafaiko, tafiako, tafioka |
Mis à jour le 2023/01/20 |